Teny iditra | 1 kifakifaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Esorina, ailika amin-katezerana; roahina amim-pahatezerana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] qu'on repousse par côté; qu'on chasse |
Fototeny | 5 kifakifa |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 kifakifahina |
Fivaditsoratra | 11 akifakifany, kifakifaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |