Teny iditra | kifakifaka (kifaka) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanesorana na fanilihana amim-pahasosorana, fampihatahana amim-pahatezerana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Wagging, shaking off; refusal [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de jeter, de repousser par côté Acton de chasser, d’expulser [1.3] | |||||||||||||||
Action de repousser en secouant [1.8] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Tovy hevitra | kifakifa | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |