|
|
|
|

Teny iditra1  kikisana
Fototeny  2  kiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hanina amin' ny fanalana tsikelikely amin' ny nify ny nofon-kena miraikitra amin' ny taolana: Nokikisan' ny alika ilay taolana natsipinao tao
Lanina, kepohina: Nokikisan' ny mpandova ny fananan-dRabe
Diovina amin' ny fanalana ny loto miraikitra: Nokikisan' ny ankizy ny latabatra
Alana ny hodi-menan' ny mangahazo na ny kiran' ny trondro: Kikisana ny mangahazo / Kikiso ireto trondro ireto
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be scraped; to be gnawed
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on racle, qu'on gratte; qui est rongé
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  kikisana, kinasika, nikasika, nikisaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21