|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kilao
Fototeny  2  kila
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana kilaina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3]

Teny iditra (2/2)5  kilao
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Vato mizana fototra amin' ny fandanjana zavatra lehibe ka mitovy havesarana amin' ny arivo grama, fa ny fampitahandanja aminy akaiky dia ny rano 1 litatra: Anaovy kely hena iray kilao aho
Tovy hevitra  8  kilaograma

Fivaditsoratra  9  aloky, aolik, ilako, iloka, kalio, kaloi, kaloy, Kaloy, kialo, kilao, kiloa, kolay, laiko, lakoi, lakoy, laoky, loaky, olika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31