Teny iditra | 1 kilaolao |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako Tsilalao Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy |
Tovy hevitra | 4 kilalao |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/28 |