Teny iditra kilalao (lalao)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako
Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny
Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A toy, a plaything; play; theatricals [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Jouet; jeux, divertissements [1.8]
Tovy hevitra tsilalao
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20