Teny iditra kilemaina (kilema)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manan-takaitra tsy mety sitrana intsony (tapa-tongotra, bory tanana...) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Maimed, crippled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Estropié, mutilé [1.8]
 Infirme [1.13]
Voambolana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20