Teny iditra kilomboña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Veri-maso, sarondoha, fisaronandoha: Aza dia be kilomboña ra, lehe mañanika an-tsiena fange ataon'olo-gege (Aza dia be sarondoha re raha miakatra an-tsena sao ataon'ny olona hoe adala) [1.78]

Teny iditra kilombona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Sorte de chorée, variété du bilo. On donne aussi ce nom aux plantes utilisées lors des prétendues possessions provoquées par leur administration. Plantes psychotropes, non identifiées. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27