Teny iditra (1/2) | 1 bilo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 tromba [Taisaka]
[1.78] 4 ramanenjana [Bara] [1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 sorte d'hystérie [Taisaka]
[1.82] 6 rite de guérison. [Tankarana] [1.19] 7 Nom donné aux « possessions » provoquées par l'absorption de breuvages stupéfiants et à une chorée souvent collective. Cette affection psychosomatique est de la compétence d'un empirique spécialisé : le mpitsara-bilo. Sur la côte Est (bestim., tanala) on l'appelle tromba (voir ce nom) et en Imerina, ramanenjana [Bara, Betsileo] [1.196] |
Ohatra |
8 Atero zahay fa hamônje bilo. [2.150] 9 Dia izao manao havoria ny Prezida Fokontany Saririaka fa hisy bilo ary savatsy. [2.606] |
Voambolana |
10 Fahasalamana |
Teny iditra (2/2) | 11 bilo |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
13 an herb. Cyperus equalis, Vahl. Same as zozoro and zorozoro (Betsileo) [Betsimisaraka]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 (de bilo dans le sens d'agitation). Cyperus aequalis Vahl (Cyperaceae). Allusion à la facilité avec laquelle s'agitent les épillets de l'anthèle sous l'action des vents. Utilisé en sparterie. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Voambolana |
15 Haizavamaniry |
Tovy hevitra | 16 zorozoro, zozoro |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |