Teny iditra (1/2) | 1 kimavo |
Fototeny | 2 mavo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Hatim-pisaka mamovoka manerana ny tena [Betsileo]
[1.1] 5 Aretina, farasisa mampangavoka ny hoditra [Merina] [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 espèce de lèpre farineuse ou éruption cutanée furfuracée 7 celui qui en est atteint [1.3] 8 lèpre farineuse, éruption cutanée furfurecée [1.54] 9 dermatose, sorte d'éruption cutanée furfuracée très tenace, souvent appelée improprement « lèpre farineuse » [1.196] |
Ohatra |
10 Raha tsy nanitatra ny kimavo sady tsy misy volon-koditra tomamotamo ary tsy latsaka noho ny hoditra no fijery azy [2.996#] |
Voambolana |
11 Fahasalamana |
Teny iditra (2/2) | 12 kimavo |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
14 On appelle ainsi toutes les plantes utilisées en topique sur la dermatose kiMAvo#mg.n. Ce sont surtout : 15 Abutilon angulatum (Guill. & Perr.) Mast. (Malvaceae), dont les fleurs, riches en mucilage, servent à préparer une lotion réputée. [Betsimisaraka] 16 trois plantes sont utilisées sous ce nom : -- Kalanchoe eriophylla Hils. & Bojer ex Tul. (Crassulaceae), souvent distinguée des suivantes sous le nom de kimavokarana. -- Helichrysum cordifolium DC. (Asteraceae). -- D'après les Ravi-maitso de Descheemaeker, Gerbera elliptica Humbert (Asteraceae) [Betsileo] [1.196] |
Voambolana |
17 Haizavamaniry |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |