|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kimenamena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sakalava] karazana coléoptère mainty
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (2/3)5  kimenamena
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Sakalava] karazam-bozaka, Jean Robert
Voambolana  8  Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)9  kimenamena
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.196] (de mena : rouge). Nom donné à plusieurs plantes à fleurs rouges ou roses. Ce sont surtout :
Gisekia pharnaceoides L. (Gisekiaceae). Nom noté en 1885 par Grevé (sur Grevé n° 6), avec l'orthographe francisé « quimenamena ». Plante plus fréquente dans le Sud où les Tandroy l'appellent Masondroso. Plante à saveur amère. [Sakalava]
Corchorus tridens L. (Malvaceae). Les tiges fournissent une fibre textile. Nom mentionné par le garde forestier Ravelonanahary (R.N. 5006). es Sakalava appellent la même espèce SIsy#mg.n.2. [Mahafaly]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/29