Teny iditra kimoky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Karazana vomanga izay hanin' ny olona ny vodiny amin' ny fotoanan' ny mosary, nefa mila fanamboarana manokana noho izy manan-toetra mampivalana (Ipomaca spr) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Ipomaca

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31