Teny iditra moky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsato-kazo alevina mafy any anaty tany hamatorana ny omby maditra [Rajemisa 1985]

Teny iditra moky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy zava-pihinana tsy nisasarana, otazana na alaina eo anivon'ny zavaboary [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay denrée de cueillette [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31