|
|
|
|

Teny iditra1  kimosamosa
Fototeny  2  mosamosa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10] (tovona ki sy fototeny miverina mosa) mosalahy, kinanga, kitoatoa, sao sendra mba mety na sendra mahavoa; atao tsirambina: Aza atao kimosamosa ny fambolem-bary fa io ny fototry ny aina
5  [1.1] Jereo mosalahy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#331] Comme mosalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02