|
|
|
|

Teny iditra1  kinady (kady)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Kadina, nasiana kady, norarana tsy handehanana: Efa nokinady itỳ tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  prohibé, où on a mis un signe de défense [1.3#302]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  voakady

Fivaditsoratra  9  dikany, kinady

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20