Teny iditra | 1 kinaikitra |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] nokaikerina, voakaikitra: Nokinaikitry ny biby ny tanan' itỳ zaza |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#304] mordu, piqué |
Fototeny | 5 kaikitra |
Tovy hevitra | 6 kinaikitra |
Fivaditsoratra | 7 kinaikitra, kirikitaña, nakaikitry, nakikitray |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |