Teny iditra kindava
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] Enti-milaza karazan-tandrok' omby mahitsy manahatahaka ny tandro-balala [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra tsindavalokana
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

2013/01/23