Teny iditra tsindavalokana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Merina] Enti-milaza karazan-tandrok' omby mahitsy manahatahaka ny tandro-balala [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra kindava
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

2013/01/23