Teny iditra | 1 kinetsa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] voaketsa, ketsaina, voafindra: Vary efa nokinetsa ireo fa ataovy tsara rano |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#325] Planté, où le riz a été transplanté ; frappé |
Fototeny | 5 ketsa |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voaketsa |
Fivaditsoratra | 10 etsakin, ketsain, ketsany, kinetsa, netsaky, sakinte, sintake |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |