|
|
|
|

Teny iditra1  kiniky
Fototeny  2  kiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  voakiky, voakaoka, voahihy: Tsy nokiniky tsara ny mangahazo
5  voakepoka, lanina: Nokinikiny daholo ny lovany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  ratissé, raclé, rongé, rasé, grugé [1.3#329]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10  kikiny, kiniky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20