Teny iditra kininina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo lehibe anisan' ny mora maniry ary mahasoa tokoa fa azo ampiasaina hanaovan-javatra maro ny hazony: arina, kitay, ngorodona, hazon-trano... Karazana valopolo no nampidirina avy tany ivelany tao Analamazaotra tamin' ny taona 1914-1915 (Eucalyptus robusta smith) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the eucalyptus tree [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay l'eucalyptus [Hallanger 1974]
Voambolana 
Anarana siantifika Eucalyptus robusta smith
Ny fihaviany Frantsay: quinine.

Teny iditra kininina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanafody tazo fantatra amin' ny tsirony mangidy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy quinine [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay quinine [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: quinine.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31