Teny iditra | kinivy (kivy) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kivina: Nokinivin-jokiny izy dia tsy nianatra intsony [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Découragé, déconcerté, dégoûté [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voakivy | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |