Teny iditra | 1 kinojakoja |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Voakojakoja, kojakojaina, voakarakara fatratra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] soigné délicatement |
Fototeny | 5 kojakoja |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voakojakoja |
Fivaditsoratra | 10 ikojakojan, kinojakoja, kojakojain, nikojakoja |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |