Teny iditra kojakoja (koja)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojakojan-tokantrano
¶ Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojakojany rehetra izao.
Famaritana anglisy details requiring close attention; attention to details [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay détails qui exigent l'attention; attention aux détails [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra koja

2010/12/03