|
|
|
|

Teny iditra1  kinojakoja
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  kojakoja
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Voakojakoja, kojakojaina, voakarakara fatratra
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3] soigné délicatement
Tovy hevitra  9  voakojakoja

Fivaditsoratra  10  ikojakojan, kinojakoja, kojakojain, nikojakoja

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21