|
|
|
|

Teny iditra1  kinosoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] voakosoka, kosohina, dilorina: Nokinosokao savony tsara ve itỳ pataloa itỳ
voatorotoro: Paraky tsy kinosoka tsara ity
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#361] qu’on a frotté, broyé
Fototeny  5  kosoka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voakosoka

Fivaditsoratra  10  kinasoko, kinosoka, nakisoko, nakosiko, nikosoka, nisokako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21