Teny iditra |
kinto
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tezitra, vinitra, misamboaravoara [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fâché [1.3, 1.19]
|
| Irrité, ennuyé, dérangé [1.3]
|
| [Tankarana]
Qui pousse des soupirs ; troublé. [1.19]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
kinto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' akoho zafindraony nompiana teto fahizay, madinidinika nefa mafana fo raha hiady ary fohifohy nefa makadiry ny vavany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Métis, hybride, se dit surtout du croisement du coq et des poules [1.3]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kinto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borombazaha kely [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Petit canard. Thalassornis Leuconota. Smith.
[1.3]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|