|
|
|
|

Teny iditra1  kintokinto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] konainaina
4  [1.78] [Tanosy] sentosento
5  [1.1] Tezitra, vinitra, misamboaravoara
Fototeny  6  kinto

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11