|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kinto
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tezitra, vinitra, misamboaravoara
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#332, 1.19] fâché
5  [1.3#332] irrité, ennuyé, dérangé
6  [1.19] [Tankarana] qui pousse des soupirs ; troublé.
Sampanteny 
7  Anarana :

Teny iditra (2/3)8  kinto
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Karazan' akoho zafindraony nompiana teto fahizay, madinidinika nefa mafana fo raha hiady ary fohifohy nefa makadiry ny vavany
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3#332] métis, hybride, se dit surtout du croisement du coq et des poules
Ohatra  12  Dia ny akoho kinto no manarakaraka, fa ny akoholahy lava vava sy ny akoholahy fantàka dia atao ho ratsy. [1.437#]
Voambolana  13  Haibiby: vorona

Teny iditra (3/3)14  kinto
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1] Karazam-borombazaha kely
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3#332] petit canard. Thalassornis leuconota. Smith.
Voambolana  18  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  19  kintobeloha
Anaram-biby 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  22  kinto, tokin

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/26