|
|
|
|

Teny iditra1  kipilizana
Fototeny  2  kipily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Torahana zavatra, izay toa mihodinkodina alohan' ny hiantefany amin' ilay asiana: Aza kipilizan' ialahy langilangy leitia ny omby a!
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05