Teny iditra | 1 kirakira |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanasaratsarahana hitokantokana, fandraidraisana hahitana ny antsipiriany 4 [1.13] fanazarana mampiasa ny tanana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] manipulations, travaux pratiques |
Fototeny | 6 kira |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 11 karikary, kirakira, rikarika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |