Teny iditra mikirakira (kirakira (kira))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manasaratsaraka mitokantokana; mandrairay hahitana ny antsipiriany: Mikirakira vola ry zareo ao amin' ny tranom-bola [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay manipuler [SLP 1986]
Haiendriteny 
mikirakira
nikirakira
hikirakira
mikirakirà

Teny iditra mikirakirà (kirakira (kira))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikirakira [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31