|
|
|
|

Teny iditra1  kirakira
Fototeny  2  kira
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanasaratsarahana hitokantokana, fandraidraisana hahitana ny antsipiriany
5  [1.13] fanazarana mampiasa ny tanana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] manipulations, travaux pratiques
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :

Fivaditsoratra  11  karikary, kirakira, rikarika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21