Teny iditra kiramena
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-kazo azo akana kirany no sady ampiasaina handokoana; mafy sahala amin' ny kiran-drofia ny kirany (Indigofera bojeri, Baker) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Indigofera bojeri

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31