|
|
|
|

Teny iditra1  kiramena
Fototeny  2  kira, mena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazan-kazo azo akana kirany no sady ampiasaina handokoana; mafy sahala amin' ny kiran-drofia ny kirany (Indigofera bojeri, Baker)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de kira : fibre résistante, qu'on peut tisser, et mena : rouge). Indigofera bojeri Baker (Fabaceae). Les tiges fournissent des fibres utilisées autrefois comme textile. Feuilles, après fermentation, employées pour la teinture. [Merina]
6  [Betsileo]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9  kiramena, manarike, maneraky, manerika, mañirake

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04