Teny iditra kiraro verinia
Singan-teny kiraro ; verinia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Kiraro vita tamin' ny hoditra mangirangirana [1.1]
Ohatra 
1Ny ambiny hatao kiraro verinia, ba lasoa, akanjo lasoa, lamba lasoa. [2.499]
2Vohana kely ny vata misy azy, ka mibanjina eo kelikely, vao lasa indray manohatra ilay kiraro verinia avo voditongotra mampiseho ba anoloana [1.222]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21