Teny iditra | 1 kiraro verinia |
Singan-teny | 2 kiraro, verinia |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#496] kiraro vita tamin' ny hoditra mangirangirana |
Ohatra |
5 Ny ambiny hatao kiraro verinia, ba lasoa, akanjo lasoa, lamba lasoa. [2.499] 6 Vohana kely ny vata misy azy, ka mibanjina eo kelikely, vao lasa indray manohatra ilay kiraro verinia avo voditongotra mampiseho ba anoloana [1.222] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |