Teny iditra (1/5) | 1 kiringy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
ngita |
Teny iditra (2/5) | 4 kiringy |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Anarana nomena ny mponina avy any La Réunion, angamba noho ny toe-bolon' ny ankabeazan' izy ireo, izay fohy no ngitangita kely Kiriolona |
Teny iditra (3/5) | 7 kiringy |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.78] [Tambahoaka]
tsy mahavokatra |
Teny iditra (4/5) | 10 kiringy |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Bara]
tsinjo, tazana |
Teny iditra (5/5) | 13 kiringy |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.196] (ringy est mis pour ringitra : frisé, gaufré). « Sorte de bruyère » d'après Descheemaeker (juin 1975). Probablement un philippia (Ericaceae). Comme odi-kibo, contre les maux de ventre, surtout ceux qu'on qualifie en malgache de tohina et sarana, on fait absorber un peu de cette plante écrasée avec du Gingembre. Voir sakamalao. [Betsileo]
|
Voambolana |
16 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |