Teny iditra | sarana (sara) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Andoavana:
Sarana ohatrinona ny lakanao hitondra anay erỳ ampita erỳ ¶ (mpanao fanafody) Karamaina: Nosarako roapolo ilay mpanotra ny tanako folako [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | sarana | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | [Tankarana] (orthographié « saran » par Martin). Nom d'un champignon vénéneux de Diégo Suarez d'après l'Administration en chef Martin ; Journal Officiel de Madagascar, 15e année, n° 262 (16 Juin 1898), p. 1999 ; ( sarana est le participe de sara, c'est peut être un nom magique). [Boiteau 1997] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/10/23 |
![]() |