Teny iditra | 1 kisolosolo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toerana somary solampilampy, izany hoe avo ila na mandry soroka kely; tehezan-kavoana mandry soroka kely solampilampy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] sloping ground |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] terrain en pente |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny kisolosolo io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |