Teny iditra manakisolosolo (kisolosolo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hahavo ila ny tany iray, hampisolampilampy azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakisolosolo
Ny lasa : nanakisolosolo
Ny hoavy : hanakisolosolo
Filaza mandidy : manakisolosoloa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05