|
|
|
|

Teny iditra1  kitari-daolao
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Hira fanaon' ny tovovavy amin' ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro ny ankizy ka ny tanany havanana itohizany amin' ny eo aloha, ary ny havia amin' ny eo aoriana [Betsileo] [1.1]
Mpanahaka  4  isam-balahazo, isan' andravava, isan-drary

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31