Teny iditra kitay telo an-dalana (kitay, telo, any, lalana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fomba fizarana ny haren' ny mpivady misaraka, ka ny roa anjaran' ny lahy, ny iray anjaran' ny vavy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31