Teny iditra kitenindahy (ki-, tenina, lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpitovy hevitra tenindahy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31