Teny iditra |
kitenindahy
(ki-, tenina, lahy)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(de teny : prohibition et
lahy : mâle. Le sens est à peu près le même que pour
kisesidahy).
Gladiolus garnierii Klatt (Iridaceae).
Jolie plante à bulbe qui résiste bien dans les prairies même soumises aux feux répétés.
Voir aussi
tenindahy,
tenimpody.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Gladiolus garnierii |
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|