|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kitika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanohinana kely.
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)6  kitika
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Kely bitika, madinika tokoa
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] thin; frayed; tiny
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] très petit, très menu, un atome
11  [1.8] mince; râpé; minuscule
Ohatra  12  Ny tena hatina dia avy amin' ny bibikely kitika mitarehin-drere, ka manana tongotra valo. [1.38]

Teny iditra (3/3)13  kitika
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihana faritra amin' ny tenan' ny olombelona mahatonga azy hihomehy; kibokibo
Tovy hevitra  16  kitikitika

Fivaditsoratra  17  akitik, kitika, takiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21