Teny iditra | kitoatoan > kitoatoa | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A random guess, a random act [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Hasard, aventure [1.8] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||

Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ataotao foana sady ankinina amin' ny kisendrasendra: Namaly kitoatoa izy tamin' ny fanadinana ka tsy afaka Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, tsy am-pitandremana: Manao kitoatoa koa Rangahy ity! aiza ka fahavaratra vao hanafo trano [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | At random [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Au hasard [1.8] | ||||||||||||
Ohatra | Manao kitoatoa lahy, lehity, lahy!
[2.643] | ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | kitaotao, kitoatoa |