|
|
|
|

Teny iditra1  kitotony
Fototeny  2  kitoto
Sokajin-teny  3  anarana kitoto sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] (Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy misy"). Tsy misy kitotony na tsisy kitotony: Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy
Tsy misy filaminany, tsisy firindrany
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  6  kitotony, notitiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21