|
|
|
|

Teny iditra1  kitrofoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsirin' ny ahitra avy nodorana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] Jeunes pousses des Poaceae surtout quand elles se développent après un feu de pairie. Beaucoup d'espèces ne sont fourragères qu'à ce stade, notamment le dango, Heteropogon contortus (L.) P. Beauv. ex Roem. & Schult., et vero, Hyparrhenia rufa (Nees) Stapf. On dit aussi kotrofony, vahatra. [Merina]
5  [Betsileo]
Tovy hevitra  6  kitrofony

Fivaditsoratra  7 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21