Teny iditra kitsaotsao (tsaotsao)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Matsatso sady mitsatsàka amin' ny nify raha tsakoina [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra kitsaotsao
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazam-boatavo hanina manta [SLP 1986]
Famaritana frantsay concombre [SLP 1986]
Voambolana 

2013/02/01